7 Ary iza no olona izay efa nifofo vady, nefa tsy mbola nampakatra azy? Aoka handeha hiverina any an-tranony izy, fandrao maty any amin'ny ady, ka olon-kafa no hampakatra ny vadiny.
Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 20
Jereo Deotoronomia 20:7 amin'ny teny manodidina.