Deotoronomia 21:3 MG1865

3 Ary ny loholona amin'ny tanàna izay akaikin'ny faty indrindra dia haka ombivavy kely izay tsy mbola nampiasaina na nasiana zioga hitarihany.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 21

Jereo Deotoronomia 21:3 amin'ny teny manodidina.