Deotoronomia 21:4 MG1865

4 Ary ilay ombivavy kely dia ho entin'ny loholona amin'izany tanàna izany midina any amin'izay lohasaha tsy voasa na voafafy sady misy renirano tsy mety ritra, dia hofolahiny any an-dohasaha ny vozony.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 21

Jereo Deotoronomia 21:4 amin'ny teny manodidina.