Deotoronomia 21:5 MG1865

5 Ary ireo mpisorona, taranak'i Levy, dia hanatona, fa izy no nofidin'i Jehovah Andriamanitrao hanao fanompoam-pivavahana aminy sy hitso-drano amin'ny anaran'i Jehovah; koa araka ny teniny no hanefana ny ady rehetra sy ny vonoana rehetra;

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 21

Jereo Deotoronomia 21:5 amin'ny teny manodidina.