Deotoronomia 22:2 MG1865

2 Ary raha tsy akaiky anao, na tsy fantatrao, ny rahalahinao, dia ento mody any aminao ilay nania, ary aoka hitoetra aminao mandra-pitadin'ny rahalahinao azy, dia haverinao any aminy.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 22

Jereo Deotoronomia 22:2 amin'ny teny manodidina.