Deotoronomia 22:3 MG1865

3 Ary toy izany koa no hataonao amin'ny borikiny, na ny fitafiany, na ny zavatry ny rahalahinao, na inona na inona izay very ka hitanao; fa aza atao tsy ho raharahanao izany.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 22

Jereo Deotoronomia 22:3 amin'ny teny manodidina.