Deotoronomia 22:4 MG1865

4 Ary raha hitanao ny borikin'ny rahalahinao, na ny ombiny, potraka any an-dalana, dia aza atao tsy ho raharahanao izany; fa manampia ny rahalahinao hanarina azy.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 22

Jereo Deotoronomia 22:4 amin'ny teny manodidina.