Deotoronomia 22:26 MG1865

26 Fa ravehivavy dia tsy hasianao na inona na inona; fa tsy misy ota tokony hahafaty azy; fa tahaka ny olona mitsangana hamely ny namany ka mahafaty azy no hevitr'izany zavatra izany.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 22

Jereo Deotoronomia 22:26 amin'ny teny manodidina.