Deotoronomia 22:27 MG1865

27 Fa tany an-tsaha no nahitany azy; ary niantso ihany razazavavy voafofo ho vadin'olona, nefa tsy nisy hamonjy azy.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 22

Jereo Deotoronomia 22:27 amin'ny teny manodidina.