6 Raha sendra mahita akanim-borona eo anoloanao eny an-dalana ianao, na amin'ny efa foy, na mbola atodiny, ary ny reniny manomba ny efa foy, na mikotrika ny atodiny, dia aza maka ny reniny mbamin'ny zanany.
Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 22
Jereo Deotoronomia 22:6 amin'ny teny manodidina.