Deotoronomia 22:7 MG1865

7 Alefaso mihitsy ny reniny, fa ny zanany ihany no alao ho anao, mba hahita soa ianao ka ho maro andro.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 22

Jereo Deotoronomia 22:7 amin'ny teny manodidina.