Deotoronomia 22:8 MG1865

8 Raha manao trano vaovao ianao, dia asio aro-fanina ny tampony, fandrao hisy olona hianjera eny, ka hahatonga heloka ny amin'ny rà ho ao an-tranonao ianao.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 22

Jereo Deotoronomia 22:8 amin'ny teny manodidina.