Deotoronomia 23:11 MG1865

11 Raha misy olona eo aminao, izay tsy madio noho izay nanjo azy tamin'ny alina, dia hivoaka eny ivelan'ny toby izy, fa tsy hiditra ao anatiny.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 23

Jereo Deotoronomia 23:11 amin'ny teny manodidina.