Deotoronomia 23:12 MG1865

12 Fa rehefa hariva, dia aoka handro amin'ny rano izy; ary nony tokony ho maty masoandro, dia mahazo miverina eo amin'ny toby indray izy.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 23

Jereo Deotoronomia 23:12 amin'ny teny manodidina.