Deotoronomia 23:21 MG1865

21 Ny olona hafa firenena ihany no hampanananao zavatra; fa ny rahalahinao kosa dia tsy hampanananao; mba hotahin'i Jehovah Andriamanitrao ianao amin'izay rehetra ataon'ny tananao eo amin'ny tany izay efa hidiranao holovana.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 23

Jereo Deotoronomia 23:21 amin'ny teny manodidina.