Deotoronomia 23:22 MG1865

22 Raha mivoady amin'i Jehovah Andriamanitrao ianao, dia aza ela fanefa; fa hadinin'i Jehovah Andriamanitrao aminao tokoa izany ka ho fahotana aminao.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 23

Jereo Deotoronomia 23:22 amin'ny teny manodidina.