Deotoronomia 23:25 MG1865

25 Raha mankany amin'ny tanim-boaloboky ny namanao ianao, dia mahazo manaram-po mihinam-boaloboka hahavoky anao; fa aza mitondra mody. Raha mankany amin'ny tanimbarin'ny namanao ianao, dia mahazo mioty salohim-bary ny tananao; fa aza jinjanao antsy ny varin'ny namanao.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 23

Jereo Deotoronomia 23:25 amin'ny teny manodidina.