Deotoronomia 24:1 MG1865

1 Raha misy lehilahy maka vady ka mampakatra azy, ary tsy tiany intsony ravehivavy noho ny ahitany fahalotoana eo aminy, dia aoka hanoratra taratasy fisaoram-bady ho an-dravehivavy Izy ary hanolotra izany eo an-tànany ka hampiala azy ao an-tranony.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 24

Jereo Deotoronomia 24:1 amin'ny teny manodidina.