Deotoronomia 23:5 MG1865

5 satria tsy nitsena hanina sy rano anareo teny an-dalana izy, raha nivoaka avy tany Egypta ianareo, ary satria nanamby an'i Balama, zanak'i Beora, avy any Petora any Mesopotamia, hanozona anao izy.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 23

Jereo Deotoronomia 23:5 amin'ny teny manodidina.