Deotoronomia 23:6 MG1865

6 Kanefa Jehovah Andriamanitrao tsy nety nihaino an'i Balama, fa nampody ny fanozonana ho fitahiana anao Izy noho ny fitiavany anao.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 23

Jereo Deotoronomia 23:6 amin'ny teny manodidina.