Deotoronomia 24:15 MG1865

15 Fa andro anaovany ihany no hanomezanao azy ny karamany, raha mbola tsy milentika ny masoandro, fa malahelo izy, ka izany no irin'ny fony; fandrao hitaraina amin'i Jehovah noho ny nataonao izy, dia ho fahotana aminao izany.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 24

Jereo Deotoronomia 24:15 amin'ny teny manodidina.