Deotoronomia 24:16 MG1865

16 Ny ray tsy hatao maty amin'ny ataon'ny zanany, ary ny zanaka tsy hatao maty amin'ny ataon'ny rainy; fa samy hatao maty amin'ny fahotany avy ihany ny olona.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 24

Jereo Deotoronomia 24:16 amin'ny teny manodidina.