Deotoronomia 26:18 MG1865

18 Ary Jehovah kosa efa nampiteny anao androany fa firenena rakitra soa ho Azy ianao, araka izay nolazainy taminao, mba hitandremanao ny didiny rehetra,

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 26

Jereo Deotoronomia 26:18 amin'ny teny manodidina.