Deotoronomia 26:19 MG1865

19 sy hanandratany anao ho ambonin'ny firenena rehetra izay nataony, ho fiderana sy ho anarana ary ho voninahitra ary mba ho firenena masina ho an'i Jehovah Andriamanitrao ianao, araka izay nolazainy.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 26

Jereo Deotoronomia 26:19 amin'ny teny manodidina.