3 dia mankanesa amin'ny mpisorona amin izany andro izany, ka lazao aminy hoe: Manambara amin'i Jehovah Andriamanitrao aho anio fa tonga eto amin'ny tany izay nianianan'i Jehovah tamin'ny razantsika homeny antsika.
Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 26
Jereo Deotoronomia 26:3 amin'ny teny manodidina.