4 Dia horaisin'ny mpisorona eny an-tananao ny harona ka hapetrany eo anoloan'ny alitaran'i Jehovah Andriamanitrao.
Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 26
Jereo Deotoronomia 26:4 amin'ny teny manodidina.