Deotoronomia 27:25 MG1865

25 Hozonina izay mandray kolikoly hahafaty olo-marina. Ary ny vahoaka rehetra hanao hoe: Amena.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 27

Jereo Deotoronomia 27:25 amin'ny teny manodidina.