Deotoronomia 28:1 MG1865

1 Raha mihaino tsara ny feon'i Jehovah Andriamanitrao ianao ka mitandrina hanaraka ny didiny rehetra, izay andidiako anao anio, dia hasandratr'i Jehovah Andriamanitrao ho ambonin'ny firenena rehetra amin'ny tany ianao;

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 28

Jereo Deotoronomia 28:1 amin'ny teny manodidina.