Deotoronomia 27:4 MG1865

4 Ary rehefa tafita an'i Jordana ianareo, dia atsangano ao an-tendrombohitra Ebala ireo vato ireo, izay nandidiako anareo andro any ka lalory sokay.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 27

Jereo Deotoronomia 27:4 amin'ny teny manodidina.