Deotoronomia 28:47 MG1865

47 satria tsy nanompo an'i Jehovah Andriamanitrao tamin'ny fahafaliana sy ny faharavoam-po ianao noho ny habetsahan'ny zavatra rehetra.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 28

Jereo Deotoronomia 28:47 amin'ny teny manodidina.