Deotoronomia 28:48 MG1865

48 Any amin'ny fahanoanana sy ny hetaheta sy ny fitanjahana any ny tsi-fananana na inona na inona no hanompoanao ny fahavalonao izay hampandehanin'i Jehovah hiady aminao; dia hanisy zioga vy amin'ny vozonao ireny mandra-pandringany anao.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 28

Jereo Deotoronomia 28:48 amin'ny teny manodidina.