Deotoronomia 28:52 MG1865

52 Dia hataony fahirano any amin'ny tanànanao rehetra ianao mandra-pandravany ny mandanao avo sy mafy, izay itokianao, eran'ny taninao rehetra; eny, hataony fahirano ianao any amin'ny tanànanao rehetra eran'ny taninao rehetra, izay omen'i Jehovah Andriamanitrao anao.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 28

Jereo Deotoronomia 28:52 amin'ny teny manodidina.