Deotoronomia 28:53 MG1865

53 Ary eo amin'ny fahirano sy ny fanerena, izay haneren'ny fahavalonao anao, dia ny ateraky ny kibonao no hohaninao, dia ny nofon'ny zanakao-lahy sy ny zanakao-vavy, izay omen'i Jehovah Andriamanitrao anao.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 28

Jereo Deotoronomia 28:53 amin'ny teny manodidina.