Deotoronomia 28:54 MG1865

54 Ny lehilahy malemilemy sy mihantahanta indrindra eo aminao dia ho ratsy fijery ny rahalahiny sy ny vadiny andefimandry ary ny zanany sisa,

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 28

Jereo Deotoronomia 28:54 amin'ny teny manodidina.