Deotoronomia 28:63 MG1865

63 Ary araka izay nifalian'i Jehovah taminareo hahasoa sy hahamaro anareo, dia araka izany kosa no hifalian'i Jehovah handringana sy handrava anareo; dia hofongorana ianareo tsy ho eo amin'ny tany, izay efa hidiranao holovana.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 28

Jereo Deotoronomia 28:63 amin'ny teny manodidina.