64 Dia haelin'i Jehovah any amin'ny firerena rehetra hatramin'ny faran'ny tany ianao; ary any no hanompoanao andriamani-kafa vato aman-kazo, izay tsy fantatrao na ny razanao.
Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 28
Jereo Deotoronomia 28:64 amin'ny teny manodidina.