Deotoronomia 29:26 MG1865

26 dia nirehitra tamin'ity tany ity ny fahatezeran'i Jehovah, ka nataony tonga taminy avokoa ny fanozonana rehetra izay voasoratra eto amin'ity boky ity;

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 29

Jereo Deotoronomia 29:26 amin'ny teny manodidina.