Deotoronomia 29:27 MG1865

27 ary fahavinirana sy fahatezerana ary fahatezerana mirehitra no nandroahan'i Jehovah azy tsy ho eo amin'ny taniny sy nampandehanany azy ho any amin'ny tany hafa, tahaka ny amin'izao anio izao.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 29

Jereo Deotoronomia 29:27 amin'ny teny manodidina.