28 An'i Jehovah Andriamanitsika ny zava-miafina; fa antsika sy ny zanatsika mandrakizay kosa ny zavatra ambara, hankatoavantsika ny teny rehetra amin'ity lalàna ity.
Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 29
Jereo Deotoronomia 29:28 amin'ny teny manodidina.