Deotoronomia 3:2 MG1865

2 Ary hoy Jehovah tamiko: Aza matahotra azy ianao; fa efa natolotro eo an-tananao izy mbamin'ny vahoakany rehetra sy ny taniny, ary ianao hanao aminy araka izay nataonao tamin'i Sihona, mpanjakan'ny Amorita, izay nonina tao Hesbona.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 3

Jereo Deotoronomia 3:2 amin'ny teny manodidina.