3 Dia natolotr'i Jehovah Andriamanitsika teo an-tanantsika koa Oga, mpanjakan'i Basana, sy ny vahoakany rehetra; dia nandresy azy isika mandra-paha-tsi-hisy niangana na dia iray akory aza.
Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 3
Jereo Deotoronomia 3:3 amin'ny teny manodidina.