Deotoronomia 3:4 MG1865

4 Dia afatsika ny tanànany rehetra tamin'izany andro izany, tsy nisy tanàna izay tsy nalaintsika taminy, dia tanàna enim-polo, dia ny tany Argoba rehetra, izay fanjakan'i Oga tany Basana.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 3

Jereo Deotoronomia 3:4 amin'ny teny manodidina.