27 Miakara eo an-tampon'i Pisga ianao, ary atopazy ny masonao miankandrefana sy mianavaratra ary mianatsimo sy miantsinanana, ary aoka hijery ny masonao; fa tsy hita izany Jordana izany ianao;
Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 3
Jereo Deotoronomia 3:27 amin'ny teny manodidina.