Deotoronomia 3:28 MG1865

28 fa mandidia an'i Josoa ianao, dia mampahereza azy sy mampahatanjaha azy; fa izy no handeha hita eo alohan'ity firenena ity, ary izy no hampandova azy ny tany izay ho hitanao.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 3

Jereo Deotoronomia 3:28 amin'ny teny manodidina.