Deotoronomia 31:19 MG1865

19 Ary ankehitriny soraty ho anareo izao fihirana izao, ka ampianaro ny Zanak'Isiraely, ary aoka tsy ho afaka am-bavany izao fihirana izao mba ho vavolombelona amin'ny Zanak'Isiraely.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 31

Jereo Deotoronomia 31:19 amin'ny teny manodidina.