Deotoronomia 31:20 MG1865

20 Fa rehefa entiko any amin'ny tany tondra-dronono sy tantely, izay nianianako tamin'ny razany homena azy izy, ary hihinana ka ho voky sy hihamatavy, dia hivily hanaraka andriamani-kafa izy ka hanompo azy, ary handà Ahy ka hivadika ny fanekeko.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 31

Jereo Deotoronomia 31:20 amin'ny teny manodidina.