Deotoronomia 32:20 MG1865

20 Dia hoy Izy: Hafeniko azy ny tavako; Ho hitako izay hiafarany; Fa firenena tena mpivadibadika izy, Dia zaza tsy mahatoky.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 32

Jereo Deotoronomia 32:20 amin'ny teny manodidina.