21 Izy efa nampahasaro-piaro Ahy tamin'izay tsy Andriamanitra Sy nampahasosotra Ahy tamin'ny zava-poanany; Ary Izaho kosa hampahasaro-piaro azy amin'izay tsy olona, Sy hampahasosotra azy amin'izay firenena adala.
Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 32
Jereo Deotoronomia 32:21 amin'ny teny manodidina.