22 Fa arehitra ny afon'ny fahatezerako, Ka mandoro hatrany amin'ny fiainan-tsi-hita any ambany indrindra, Sady mandevona ny tany mbamin'ny vokatra ao aminy Ary mampirehitra ny fanambanin'ny tendrombohitra aza.
Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 32
Jereo Deotoronomia 32:22 amin'ny teny manodidina.