Deotoronomia 32:41 MG1865

41 Raha manasa ny sabatro manelatselatra Aho, Ka voarain'ny tanako ny fitsarana, Dia hampanodiaviko ny mpandrafy Ahy ny ataony, Ary hovaliako ny mankahala Ahy.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 32

Jereo Deotoronomia 32:41 amin'ny teny manodidina.